|
|
Ny asananay
IIS Madagascar Sarl dia fikambanam-barotra iray izay Pierre-Luc Gervais, mpiasa taloha tao Transiciel, no manana renivola miasa betsaka indrindra ao anatiny. IIS, Internet Informations Services, dia manana traikefa hanome vahaolana ho an’ireo orinasa na fikambananam-barotra miankina na tsy miankina. Manana traikefa manokana izahay amin’ny fanaovana asa ho an’ny ONG (Organisations Non Gouvernementales). Mahay manao Sites Web isan-karazany izahay manomboka amin’ireo Sites natokana ho an’ny orinasa kely ka hatramin’ny Sites goavana indrindra ary mandalo amin’ireo Sites natoka hivarotra entana amin’ny alàlan’ny Internet (Sites e-commerce). Rafitr’asa Mitantana ny rafitra teknika : Administration et supervision de réseau, sécurité informatique, architecture système et réseau.
Toro-hevitra avo lenta
Ny deparitementa teknolojia avo lenta dia afaka manome toro-hevitra mamaha olana sy manatsara ny asa atao eo amin’ny lafin’ny : gestion de processus industriels, l’électronique ou les systèmes d’informations.
Ny deparitemanta Saisie de données/ Centre d’appel dia afaka manome fahafaham-po amin’ny vidiny mirary sy mandresy ny mpifaninana aminay eo amin’ny lafin’ny :
|
















al client needs, so that they get the best out of online marketing. the Outsourcing Web Agency IIS Madagascar designing team has is a a perfect blend of creative designers able to create appealing web pages that stand out of the crowd. Our Malagasy Web Developpers provide full spectrum of website development, IIS-Madagascar, Offshore Web agency In Madagascar will take your web site to a new level with Joomla content management system. Joomla is an award-winning CMS that IIS-Madagascar use since 2005. We are pioneer with Joomla in Madagascar providing multilingual support from Joomla 1.0 to 1.53 with the joomla portal in Madagascar : 




